|
|
|
|

Teny iditra1 taon' ito
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3jereo taona ito. [2.69#16]
Ohatra  4 ny hitako taonito, ary ny ho avy ampitso hitako anio [2.69#]
5 fa ny ho avy taona any hitako taon' ito, ary ny ho avy ampitso hitako anio [2.69#16]
Voambolana  6 Fotoana

Fivaditsoratra  7 taon' ito, 8 totoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12